Bereshit, barà ELOHIM, et hashamaym, ve-et haarèts
 

“Tamin’ny voalohany ELOHIM nahary ny lanitra sy ny tany.” GENESISY I: 1
 

“….Izao no holazainao amin’ny Zanak’Isiraely: Adonai, Elohim n’ny  razanareo , dia Elohim n’i Avraham sy Elohim n’i Its’hak ary Elohim n’i Yakov , no efa naniraka ahy ho aty aminareo; Izany no ANARAKO MANDRAKIZAY…” EKS 3: 15

“Izaho no Adonai Elohim nao, izay nitondra anao nivoaka avy tany Egypta, tamin’ny trano nahandevozana. Aza manana Elohim hafa , fa izaho ihany.” EKS 20: 2-3

 

“Ary Adonai ho Mpanjakan’ny tany rehetra; amin’izany andro izany dia  IRAY no Adonai  , sady IRAY no anarany.” ZAKARIA 14: 9




Créer un site
Créer un site