Ity sehatra iray ity dia natao ampahafantarana anao ireo teny faminaniana maro ao amin’ny  baiboly izay ho an’i Madagasikara sy ny mponina ao aminy, izany hoe ny vahoaka Malagasy.

Ireo faminanian’ny baiboly momba azy ireo mantsy no mamaritra ny hoavy ara-toekarena , na ara-tsosialy, na ara-politika, na ara-panahy an’i Madagasikara sy ny vahoaka Malagasy.
 

 

 

Natao ihany koa ity sehatra ity mba itarihana anao hahay handinika sy hamakafaka izay voasoratra marina araka ny teny ao amin’ny Baiboly  fototra hebreo. Satria izany no  nanomezana ireo teny faminaniana ireo tany ampiandohana.  Noho izany dia manampy antsika betsaka ny fandinihina ireo voasoratra ao amin’ny teny fototra hebreo.

 

 

Natao ihany koa izy ity hanazavana amintsika ny lalan’ny famonjena marina, izay voasoritra hatrany am-boalohany.Ka itondrana antsika hiverina amin’ilay fototra iorenan’ny finoana handovana ny fiainana mandrakizay.

 



 

“Mihainoa ahy, ry nosy, ary atongilano ny sofinareo ry
firenena lavitra…”


 


 




Créer un site
Créer un site